Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitsangana (classique) (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, torio ny fitiavana
‘Zay nomen’Andriamanitra Tsitoha
Azontsika ny fahasoavana
Sy ny fahasambarana avy amin’ny ospcq Jesoa
Ny fatorana tononkira.serasera.org rehetra hovahana izao
F’efa tong any taom-panafahana
Mitsangana torio ny fiadanana
Ho an’ny olona ankasitrahana
Indro izao Jesoa Tompo nandao ny lanitra
Mba hitondra ny fahazavana
Eny Izy tokoa ‘lay Mesia Mpanavotra
Ka mitondra ny jozmmnin fiadanana
Atolory ho Azy anio
Saotra, dera, voninahitra
Raiso Tompo izao fiderana izao
Tompo Masina ô! ekeo raha sitrakao
Ho Anao Tompo ô!
Ny fisaoranay voninahitra anie
Ho Anao ry Ray bldo Masina Masina
‘Zay nomen’Andriamanitra Tsitoha
Azontsika ny fahasoavana
Sy ny fahasambarana avy amin’ny ospcq Jesoa
Ny fatorana tononkira.serasera.org rehetra hovahana izao
F’efa tong any taom-panafahana
Mitsangana torio ny fiadanana
Ho an’ny olona ankasitrahana
Indro izao Jesoa Tompo nandao ny lanitra
Mba hitondra ny fahazavana
Eny Izy tokoa ‘lay Mesia Mpanavotra
Ka mitondra ny jozmmnin fiadanana
Atolory ho Azy anio
Saotra, dera, voninahitra
Raiso Tompo izao fiderana izao
Tompo Masina ô! ekeo raha sitrakao
Ho Anao Tompo ô!
Ny fisaoranay voninahitra anie
Ho Anao ry Ray bldo Masina Masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:43
