Mitsangana (classique) (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, torio ny fitiavana
‘Zay nomen’Andriamanitra Tsitoha
Azontsika ny fahasoavana
Sy ny fahasambarana avy amin’ny Jesoa
Ny fatorana rehetra hovahana izao
F’efa tong any nqhqa taom-panafahana
Mitsangana torio ny fiadanana
Ho an’ny olona ankasitrahana
Indro izao dhcxpplc Jesoa Tompo nandao ny lanitra
Mba hitondra ny fahazavana
Eny Izy tokoa ‘lay Mesia Mpanavotra
Ka mitondra ny fiadanana
Atolory ho Azy anio
Saotra, dera, voninahitra
Raiso tononkira.serasera.org smxky Tompo izao fiderana izao
Tompo Masina ô! ekeo raha sitrakao
Ho Anao Tompo ô!
Ny fisaoranay voninahitra anie
Ho Anao ry Ray Masina Masina
‘Zay nomen’Andriamanitra Tsitoha
Azontsika ny fahasoavana
Sy ny fahasambarana avy amin’ny Jesoa
Ny fatorana rehetra hovahana izao
F’efa tong any nqhqa taom-panafahana
Mitsangana torio ny fiadanana
Ho an’ny olona ankasitrahana
Indro izao dhcxpplc Jesoa Tompo nandao ny lanitra
Mba hitondra ny fahazavana
Eny Izy tokoa ‘lay Mesia Mpanavotra
Ka mitondra ny fiadanana
Atolory ho Azy anio
Saotra, dera, voninahitra
Raiso tononkira.serasera.org smxky Tompo izao fiderana izao
Tompo Masina ô! ekeo raha sitrakao
Ho Anao Tompo ô!
Ny fisaoranay voninahitra anie
Ho Anao ry Ray Masina Masina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 450
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:43
