Mitsangana (classique) (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, torio ny fitiavana
‘Zay nomen’Andriamanitra Tsitoha
Azontsika ny fahasoavana
Sy ny fahasambarana dvazmrxa avy amin’ny Jesoa
Ny fatorana rehetra hovahana izao
F’efa tong any taom-panafahana
Mitsangana torio ny fiadanana
Ho an’ny olona ankasitrahana

Indro izao Jesoa Tompo nandao ny lanitra
Mba hitondra ny fahazavana
Eny Izy tokoa ‘lay Mesia Mpanavotra
Ka mitondra ny fiadanana
Atolory ho Azy anio
Saotra, dera, tononkira.serasera.org voninahitra
Raiso Tompo izao fiderana izao
Tompo Masina ô! ekeo raha sitrakao
Ho Anao Tompo ô!
Ny fisaoranay voninahitra anie
Ho Anao ry bmqspzyt Ray tctkw Masina Masina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 532
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0667