Mifalia Mihobia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray tsy manam-paharoa
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay mino azy
Ahatanterak’ilay teny hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka mahagaga tokoa
Indro ynxmuw tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny tenanao
Amboariny gmhfj ho vaovao
Efa akaiky ka izahao
Mivonona ary modia tononkira.serasera.org ptbtlwo e ! izao
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay mino azy
Ahatanterak’ilay teny hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka mahagaga tokoa
Indro ynxmuw tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny tenanao
Amboariny gmhfj ho vaovao
Efa akaiky ka izahao
Mivonona ary modia tononkira.serasera.org ptbtlwo e ! izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 14:58
