Mifalia Mihobia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray tsy manam-paharoa
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka kmtlg tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay mino azy
Ahatanterak’ilay teny hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia tononkira.serasera.org sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka mahagaga tokoa
Indro tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny tenanao
Amboariny ho vaovao
Efa akaiky ka dtqyvda izahao
Mivonona ary modia e yerzl ! izao
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka kmtlg tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay mino azy
Ahatanterak’ilay teny hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia tononkira.serasera.org sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka mahagaga tokoa
Indro tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny tenanao
Amboariny ho vaovao
Efa akaiky ka dtqyvda izahao
Mivonona ary modia e yerzl ! izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 14:58
