Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifalia Mihobia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray tsy rqzkoi manam-paharoa
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay mino azy
Ahatanterak’ilay teny omdudvce hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka mahagaga tokoa
Indro tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny giajk tenanao
Amboariny ho vaovao
Efa akaiky ka tononkira.serasera.org izahao
Mivonona ary modia e ! izao
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay mino azy
Ahatanterak’ilay teny omdudvce hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka mahagaga tokoa
Indro tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny giajk tenanao
Amboariny ho vaovao
Efa akaiky ka tononkira.serasera.org izahao
Mivonona ary modia e ! izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 14:58
