Miantso Anao ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo miantso anao ny Tompo
Modia re ianao izao sao very andalam-be
Fa zava-poana ihany izao rehetra izao
Aza sondriana fa manatona salwnkwe re
Injany Misy feo miantso anao ny Tompo
Avia re ianao izao ry vuwj olom-bery ô!
Ny fiainana eto an-tany tononkira.serasera.org dia misy farany ihany
aza variana fa mivonona re
Ref: Jeso Tomponao Tsy mba mandao
Omeo tsisy fetra ny fiainanao rehetra
Izy no mpiaro tsy drufjzv tiaNY hifangaro
Amin'ireo mpania mandrakizay doria
Do dia D
Modia re ianao izao sao very andalam-be
Fa zava-poana ihany izao rehetra izao
Aza sondriana fa manatona salwnkwe re
Injany Misy feo miantso anao ny Tompo
Avia re ianao izao ry vuwj olom-bery ô!
Ny fiainana eto an-tany tononkira.serasera.org dia misy farany ihany
aza variana fa mivonona re
Ref: Jeso Tomponao Tsy mba mandao
Omeo tsisy fetra ny fiainanao rehetra
Izy no mpiaro tsy drufjzv tiaNY hifangaro
Amin'ireo mpania mandrakizay doria
Do dia D
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1965
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 28/08/2014 13:30
