Miantso Anao ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo miantso anao ny Tompo
Modia re ianao izao sao very andalam-be
Fa zava-poana ihany izao rehetra izao
Aza tononkira.serasera.org sondriana fa manatona re
Injany Misy tgrifdwu feo miantso anao ny vsie Tompo
Avia re ianao izao ry olom-bery ô!
Ny fiainana eto an-tany dia misy farany bxqo ihany
aza variana fa mivonona re
Ref: Jeso Tomponao Tsy mba mandao
Omeo tsisy fetra ny fiainanao rehetra
Izy no mpiaro tsy tiaNY hifangaro
Amin'ireo mpania mandrakizay doria
Do dia D
Modia re ianao izao sao very andalam-be
Fa zava-poana ihany izao rehetra izao
Aza tononkira.serasera.org sondriana fa manatona re
Injany Misy tgrifdwu feo miantso anao ny vsie Tompo
Avia re ianao izao ry olom-bery ô!
Ny fiainana eto an-tany dia misy farany bxqo ihany
aza variana fa mivonona re
Ref: Jeso Tomponao Tsy mba mandao
Omeo tsisy fetra ny fiainanao rehetra
Izy no mpiaro tsy tiaNY hifangaro
Amin'ireo mpania mandrakizay doria
Do dia D
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2043
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 28/08/2014 13:30
