Miantso Anao ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo miantso anao ny udyk Tompo
Modia re ianao izao sao very andalam-be
Fa zava-poana ihany izao rehetra izao
Aza sondriana fa manatona re
Injany cauhnxwm Misy feo miantso anao ny Tompo
Avia re ianao izao ry tononkira.serasera.org olom-bery ô!
Ny fiainana eto an-tany dia misy farany ihany
aza variana fa mivonona qdljtjq re
Ref: Jeso Tomponao Tsy mba mandao
Omeo tsisy fetra ny fiainanao rehetra
Izy no mpiaro tsy tiaNY hifangaro
Amin'ireo mpania mandrakizay doria
Do dia D
Modia re ianao izao sao very andalam-be
Fa zava-poana ihany izao rehetra izao
Aza sondriana fa manatona re
Injany cauhnxwm Misy feo miantso anao ny Tompo
Avia re ianao izao ry tononkira.serasera.org olom-bery ô!
Ny fiainana eto an-tany dia misy farany ihany
aza variana fa mivonona qdljtjq re
Ref: Jeso Tomponao Tsy mba mandao
Omeo tsisy fetra ny fiainanao rehetra
Izy no mpiaro tsy tiaNY hifangaro
Amin'ireo mpania mandrakizay doria
Do dia D
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 2042
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 28/08/2014 13:30
