Mamafaza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamafaza (x2) mamafaza (x2)
Na dia hoe tsy fantatra aza
Fa ny voa (x2) ombam-pinoana (x2)
Tsy mba matimaty foana
Ao ilay Tomponao mahery
Mbola vonona hijery
Miasa aza malaina
Izay afafy, izay afafy
Ho jinjaina
Mamafaza (x2) tononkira.serasera.org voa hatrany obgnfli wmewfk (x2)
Raha wwqgr mbola ety an-tany
Fa hadinina (x2) hatrany
Izay rehetra vitanao tety
Na dia hoe tsy fantatra aza
Fa ny voa (x2) ombam-pinoana (x2)
Tsy mba matimaty foana
Ao ilay Tomponao mahery
Mbola vonona hijery
Miasa aza malaina
Izay afafy, izay afafy
Ho jinjaina
Mamafaza (x2) tononkira.serasera.org voa hatrany obgnfli wmewfk (x2)
Raha wwqgr mbola ety an-tany
Fa hadinina (x2) hatrany
Izay rehetra vitanao tety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison12
Daty : 18/10/2025 22:27
