Mamafaza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamafaza (x2) mamafaza (x2)
Na dia hoe tsy tononkira.serasera.org fantatra aza
Fa ny voa (x2) ombam-pinoana (x2)
Tsy mba matimaty foana
Ao ilay Tomponao mahery
Mbola vonona hijery
Miasa aza malaina
Izay afafy, izay afafy
Ho jinjaina
Mamafaza (x2) voa hatrany bmin (x2)
Raha btsrgxg nftr mbola ety an-tany
Fa hadinina (x2) hatrany
Izay rehetra vitanao tety
Na dia hoe tsy tononkira.serasera.org fantatra aza
Fa ny voa (x2) ombam-pinoana (x2)
Tsy mba matimaty foana
Ao ilay Tomponao mahery
Mbola vonona hijery
Miasa aza malaina
Izay afafy, izay afafy
Ho jinjaina
Mamafaza (x2) voa hatrany bmin (x2)
Raha btsrgxg nftr mbola ety an-tany
Fa hadinina (x2) hatrany
Izay rehetra vitanao tety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 428
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison12
Date : 18/10/2025 22:27
