Mamafaza (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamafaza (x2) mamafaza (x2)
Na dia hoe tsy fantatra aza
Fa ny voa (x2) kakd ombam-pinoana (x2)
Tsy mba matimaty foana

Ao ilay Tomponao pcgx mahery
Mbola vonona hijery
Miasa xkzm aza malaina
Izay afafy, izay afafy
Ho jinjaina

Mamafaza (x2) tononkira.serasera.org voa hatrany (x2)
Raha mbola ety an-tany
Fa hadinina (x2) hatrany
Izay rehetra vitanao tety

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 477
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison12
Date : 18/10/2025 22:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305