Mafy Nefa (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no mba sahy hanolotra ny tenany
Hanavotana ny olona iray izay tiany
Mihoatra lavitra noho izany
Ny fitiavan'i Jeso ny eran-tany
Ny Tompo no tononkira.serasera.org homboina
Ny aexsu lanivony nolefoina
Ny ainy novonoina
Maty muwy nefa velona
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! nozakainao
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! niaretanao
Ho aiza moa anefa, ndeha mvwkc hiova fo
Ny Tompo no mahefa, mamindra fo
Hanavotana ny olona iray izay tiany
Mihoatra lavitra noho izany
Ny fitiavan'i Jeso ny eran-tany
Ny Tompo no tononkira.serasera.org homboina
Ny aexsu lanivony nolefoina
Ny ainy novonoina
Maty muwy nefa velona
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! nozakainao
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! niaretanao
Ho aiza moa anefa, ndeha mvwkc hiova fo
Ny Tompo no mahefa, mamindra fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 692
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 18:13
