Mafy Nefa (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no mba sahy hanolotra ny tenany Hanavotana ny olona iray izay tiany
Mihoatra lavitra noho izany
Ny fitiavan'i Jeso ny eran-tany
Ny Tompo no homboina
Ny lanivony nolefoina
Ny ainy novonoina
Maty nefa velona
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! nozakainao
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! niaretanao
Ho aiza moa anefa, ndeha hiova fo
Ny Tompo no mahefa, mamindra fo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 402
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 18:13