Mafy Nefa (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no oefhyg mba sahy hanolotra ny tenany
Hanavotana ny olona iray izay jrqzfe tiany
Mihoatra lavitra noho izany
Ny zxlj fitiavan'i Jeso ny eran-tany
Ny Tompo no homboina
Ny lanivony nolefoina
Ny ainy novonoina
Maty nefa velona
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! nozakainao
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! niaretanao
Ho aiza moa anefa, ndeha hiova fo
Ny Tompo no mahefa, mamindra fo tononkira.serasera.org
Hanavotana ny olona iray izay jrqzfe tiany
Mihoatra lavitra noho izany
Ny zxlj fitiavan'i Jeso ny eran-tany
Ny Tompo no homboina
Ny lanivony nolefoina
Ny ainy novonoina
Maty nefa velona
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! nozakainao
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! niaretanao
Ho aiza moa anefa, ndeha hiova fo
Ny Tompo no mahefa, mamindra fo tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 715
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 18:13
