Katsaho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany tononkira.serasera.org tsisy fiadanan-tsaina
F'izay irin'ny fo sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aoka izany
Fa ny azo itokiana hanome fitahiana gmptntlp tsy hita lany
Tsy iza fa Kristy
Katsaho aloha ny itoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita vzjwfpqz izao
Mba jereo ny vorona ao flaxq an'ala
F'izy ireny (2) tsy mamafy na mijinja
Kanefa tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 2441
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 28/08/2014 13:29