Katsaho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany ifgpyu tsisy fiadanan-tsaina
F'izay irin'ny fo sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany na tononkira.serasera.org mamiratra aoka izany
Fa ny azo itokiana hanome fitahiana tsy hita lany
Tsy iza fa Kristy
Katsaho aloha ny itoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao
Mba frsnijoa jereo ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (2) tsy mamafy na mijinja
Kanefa ofvokx tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy
Fa ny eto an-tany ifgpyu tsisy fiadanan-tsaina
F'izay irin'ny fo sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany na tononkira.serasera.org mamiratra aoka izany
Fa ny azo itokiana hanome fitahiana tsy hita lany
Tsy iza fa Kristy
Katsaho aloha ny itoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao
Mba frsnijoa jereo ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (2) tsy mamafy na mijinja
Kanefa ofvokx tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 2440
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 28/08/2014 13:29
