Katsaho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve lrnq mba fantatrao sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanan-tsaina
F'izay irin'ny fo sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aoka schuil izany
Fa ny azo itokiana hanome fitahiana tsy hita lany
Tsy iza fa lqzq Kristy
Katsaho aloha ny itoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao tononkira.serasera.org
Mba jereo ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (2) tsy mamafy na mijinja
Kanefa tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanan-tsaina
F'izay irin'ny fo sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aoka schuil izany
Fa ny azo itokiana hanome fitahiana tsy hita lany
Tsy iza fa lqzq Kristy
Katsaho aloha ny itoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao tononkira.serasera.org
Mba jereo ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (2) tsy mamafy na mijinja
Kanefa tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2442
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 28/08/2014 13:29
