Jodasy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba olon-kafa akory
No nivarotra ilay aina
Ka namadika nitory
Fa anisan'ny lalaina
Dia anisan'ny mpanaiky
Izay niseho mba nitia
Tena namana takaiky
Mba nanjohy nanara-dia
Hisy nenina tononkira.serasera.org aoriana
Ry Jodasy matahora
Ka ny aina no toriana
Hiampanga pxmromck hanakora
Izy ho velona ueekf ihany
Fa ny ratsy ho torotoro
Mbola hisy valin-drany
Ho avy dkmqbw hampangorohoro
No nivarotra ilay aina
Ka namadika nitory
Fa anisan'ny lalaina
Dia anisan'ny mpanaiky
Izay niseho mba nitia
Tena namana takaiky
Mba nanjohy nanara-dia
Hisy nenina tononkira.serasera.org aoriana
Ry Jodasy matahora
Ka ny aina no toriana
Hiampanga pxmromck hanakora
Izy ho velona ueekf ihany
Fa ny ratsy ho torotoro
Mbola hisy valin-drany
Ho avy dkmqbw hampangorohoro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 611
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 12/04/2025 17:07
