Jodasy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba olon-kafa akory
No nivarotra ilay aina
Ka namadika nitory
Fa anisan'ny lalaina
Dia anisan'ny mpanaiky
Izay niseho mba nitia
Tena namana takaiky
Mba nanjohy tononkira.serasera.org nanara-dia
Hisy nenina aoriana
Ry Jodasy pjcd matahora
Ka ny aina no toriana
Hiampanga hanakora
Izy ho velona ihany
Fa ny ratsy kozc ho torotoro
Mbola hisy ptnnbbqg valin-drany
Ho avy hampangorohoro
No nivarotra ilay aina
Ka namadika nitory
Fa anisan'ny lalaina
Dia anisan'ny mpanaiky
Izay niseho mba nitia
Tena namana takaiky
Mba nanjohy tononkira.serasera.org nanara-dia
Hisy nenina aoriana
Ry Jodasy pjcd matahora
Ka ny aina no toriana
Hiampanga hanakora
Izy ho velona ihany
Fa ny ratsy kozc ho torotoro
Mbola hisy ptnnbbqg valin-drany
Ho avy hampangorohoro
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 527
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 12/04/2025 17:07
