Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesosy ô! ekeko ny hitia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! ekeko ny hitia
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia efa notiavinao
Kizaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny lzfybu hivavaka
Zay vavaka efa tononkira.serasera.org nanombohona Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo loxeo no uljff handa
Fa henjika sy famonoana fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora
Eny mafy maningotra aina
nozakaina
Nolovaina aminao mitaraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako, k'izaho indray ve Tompo no handa
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia efa notiavinao
Kizaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny lzfybu hivavaka
Zay vavaka efa tononkira.serasera.org nanombohona Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo loxeo no uljff handa
Fa henjika sy famonoana fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora
Eny mafy maningotra aina
nozakaina
Nolovaina aminao mitaraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako, k'izaho indray ve Tompo no handa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 6657
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ericsmiler1
Daty : 30/08/2014 10:50
