Jesosy ô! ekeko ny hitia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! ekeko ny hitia
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia tononkira.serasera.org efa notiavinao
Kizaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny hivavaka
Zay vavaka efa nanombohona Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika sy famonoana fiokoana
Ary scfzva lefona latsa sy rora akora
Eny mafy maningotra aina
nozakaina
Nolovaina aminao mitaraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako, k'izaho indray ve Tompo no handa vbtsgqel rlxvt
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia tononkira.serasera.org efa notiavinao
Kizaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny hivavaka
Zay vavaka efa nanombohona Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika sy famonoana fiokoana
Ary scfzva lefona latsa sy rora akora
Eny mafy maningotra aina
nozakaina
Nolovaina aminao mitaraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako, k'izaho indray ve Tompo no handa vbtsgqel rlxvt
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 6590
Likes : 1 Like
Created by : ericsmiler1
Date : 30/08/2014 10:50
