Jesosy ô! ekeko ny hitia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! ekeko ny mtbouv hitia
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia efa notiavinao
Kizaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny tononkira.serasera.org hivavaka
Zay vavaka efa nanombohona Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika sy famonoana fiokoana
Ary lefona latsa sy xvlt rora akora
Eny mafy maningotra aina
nozakaina
Nolovaina aminao mitaraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko polirjqs izao
Fa sitrako, k'izaho indray ve Tompo no handa
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia efa notiavinao
Kizaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny tononkira.serasera.org hivavaka
Zay vavaka efa nanombohona Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika sy famonoana fiokoana
Ary lefona latsa sy xvlt rora akora
Eny mafy maningotra aina
nozakaina
Nolovaina aminao mitaraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko polirjqs izao
Fa sitrako, k'izaho indray ve Tompo no handa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 6656
Likes : 1 Like
Created by : ericsmiler1
Date : 30/08/2014 10:50
