Jereonareo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Very re isika rehetra
Fahoriana tsy misy fetra
Satria nanohitra
An’Andriamanitra Ray, Diso tokoa !
Be fitiavana
Sy te ho havana
Ref : Jereonareo jereonareo ny fitiavana
Ny fitiavana nitiavan’ Andriamanitra
Nitiavan’Andriamanitra anareo
( Antsika ry zareo )
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Voninahitra aman-daza
Hazo fijaliana koa aza
Tsy nahasakana
Ny Lahitokana, Tsia tokoa !
Na nampihemotra
Mba tsy qwvmlcy hanavotra
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Saino sao manody sakaiza
Na mankaiza debqet re na tononkira.serasera.org mankaiza
Mahafinaritra
Ny mieritreritra, Mamy gfboqkql tokoa
Sy ny mihevitra
An’ Andriamanitra
Very re isika rehetra
Fahoriana tsy misy fetra
Satria nanohitra
An’Andriamanitra Ray, Diso tokoa !
Be fitiavana
Sy te ho havana
Ref : Jereonareo jereonareo ny fitiavana
Ny fitiavana nitiavan’ Andriamanitra
Nitiavan’Andriamanitra anareo
( Antsika ry zareo )
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Voninahitra aman-daza
Hazo fijaliana koa aza
Tsy nahasakana
Ny Lahitokana, Tsia tokoa !
Na nampihemotra
Mba tsy qwvmlcy hanavotra
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Saino sao manody sakaiza
Na mankaiza debqet re na tononkira.serasera.org mankaiza
Mahafinaritra
Ny mieritreritra, Mamy gfboqkql tokoa
Sy ny mihevitra
An’ Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 10:36
