Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jereonareo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Very re isika rehetra
Fahoriana tsy misy fetra
Satria nanohitra
An’Andriamanitra Ray, Diso tokoa !
Be fitiavana
Sy te ho havana
Ref tononkira.serasera.org : Jereonareo jereonareo ny fitiavana
nhazn Ny fitiavana nitiavan’ Andriamanitra
zpcmax Nitiavan’Andriamanitra anareo
( toon Antsika ry zareo )
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Voninahitra aman-daza
Hazo fijaliana koa aza
Tsy nahasakana
Ny Lahitokana, Tsia tokoa !
Na nampihemotra
Mba tsy hanavotra
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Saino sao manody sakaiza
Na mankaiza re na mankaiza
Mahafinaritra
Ny mieritreritra, Mamy tokoa
Sy ny mihevitra
An’ Andriamanitra
Very re isika rehetra
Fahoriana tsy misy fetra
Satria nanohitra
An’Andriamanitra Ray, Diso tokoa !
Be fitiavana
Sy te ho havana
Ref tononkira.serasera.org : Jereonareo jereonareo ny fitiavana
nhazn Ny fitiavana nitiavan’ Andriamanitra
zpcmax Nitiavan’Andriamanitra anareo
( toon Antsika ry zareo )
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Voninahitra aman-daza
Hazo fijaliana koa aza
Tsy nahasakana
Ny Lahitokana, Tsia tokoa !
Na nampihemotra
Mba tsy hanavotra
Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
Saino sao manody sakaiza
Na mankaiza re na mankaiza
Mahafinaritra
Ny mieritreritra, Mamy tokoa
Sy ny mihevitra
An’ Andriamanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 498
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 10:36
