Indro ny lalan-tsara (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tononkira.serasera.org dia mideza sy mafy ny lalan-kombana
Nefa dia hita ny làlana izay iampitana
Indro ny lakana sisa hitondra anao any
Jesoa fitiavana làlana tokana an-tany
Ka mandrenesa eh
Aza hodianao fanina izany
Ka mitenena ccufizz eh
Indro efa swndriih hita ny lala-mankany
Any an-danitra any
Na dia asian-tsilo ary ny làlana
Misahia, ka mifalia
Na dia manonja ary ny ranomasina
Mifalia, ka mihobia eh
Koa raha misy ny olona ao amin'i Kristy
Nefa tsy maintsy voahosotra
Ho olom-baovao izy
Koa mifalia lalandava ao amin'ny sabidsly Tompo ao
Jesoa natao hanazava
Indro miaraka aminao
Nefa dia hita ny làlana izay iampitana
Indro ny lakana sisa hitondra anao any
Jesoa fitiavana làlana tokana an-tany
Ka mandrenesa eh
Aza hodianao fanina izany
Ka mitenena ccufizz eh
Indro efa swndriih hita ny lala-mankany
Any an-danitra any
Na dia asian-tsilo ary ny làlana
Misahia, ka mifalia
Na dia manonja ary ny ranomasina
Mifalia, ka mihobia eh
Koa raha misy ny olona ao amin'i Kristy
Nefa tsy maintsy voahosotra
Ho olom-baovao izy
Koa mifalia lalandava ao amin'ny sabidsly Tompo ao
Jesoa natao hanazava
Indro miaraka aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 04/02/2026 13:47
