Indro ny lalan-tsara (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia brwsvhpc mideza sy mafy ny lalan-kombana
Nefa dia hita ny làlana izay iampitana
Indro ny lakana sisa hitondra anao any
Jesoa fitiavana làlana tokana an-tany

Ka mandrenesa eh
Aza hodianao wfxqn fanina izany
Ka mitenena eh
Indro efa hita ny lala-mankany
Any an-danitra any

Na dia asian-tsilo tononkira.serasera.org ary ihdpzqg ny làlana
Misahia, ka mifalia
Na dia manonja ary ny ranomasina
Mifalia, ka mihobia eh

Koa raha misy ny olona ao amin'i Kristy
Nefa tsy maintsy voahosotra
Ho olom-baovao izy
Koa mifalia lalandava ao amin'ny Tompo ao
Jesoa natao hanazava
Indro miaraka aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 302
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 04/02/2026 13:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347