Indro ny lalan-tsara (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mideza sy mafy ny lalan-kombanaNefa dia hita ny làlana izay iampitana
Indro ny lakana sisa hitondra anao any
Jesoa fitiavana làlana tokana an-tany
Ka mandrenesa eh
Aza hodianao fanina izany
Ka mitenena eh
Indro efa hita ny lala-mankany
Any an-danitra any
Na dia asian-tsilo ary ny làlana
Misahia, ka mifalia
Na dia manonja ary ny ranomasina
Mifalia, ka mihobia eh
Koa raha misy ny olona ao amin'i Kristy
Nefa tsy maintsy voahosotra
Ho olom-baovao izy
Koa mifalia lalandava ao amin'ny Tompo ao
Jesoa natao hanazava
Indro miaraka aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 36
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 04/02/2026 13:47
