Ilay Jehovah Ray (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Maro ny lalana nalehaNandeha nivezivezy
Nitady izay mahasoa
Sahirana tokoa
Fa dia nahoana moa ?
Teo vao tsapako
F'ilay Jehovah Ray tsitoha
Nanolotra ho ahy tokoa
Ilay zanany
Izay tena malalany
Hamonjy ahy izay mania
Ref: Ilay Jehovah Ray
Rain'ny Mandrakizay
Hatramin'ny taloha
Dia tena tia tokoa
Satria 'Lay zanany
'Lay lahy tokany
Dia nampidininy
Hamonjy izay mania
2- Maro ireo mpiray tampo
Zay tokony hifanasoa
Tsy mba madio fo
Mifanao an-dolom-po
Fa dia nahoana moa ?
Teo vao tsapako
F'ilay Jehovah Ray Tsitoha
Be fitia Be indrafo
Ka ny hany lalana
Ho mari-pihavanana
'Ndeha hifandray tanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 635
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 13/02/2022 10:03