Hosana Haleloia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hosana Haleloia!
He velona tokoa
Ny zanakin'ny Ray oshjoq e
'Lay Jesoa Tomponay
Fa phhkqgkx sambatra tokoa
Ny mino sy izay mankatoa
Ny fasany izao no nivoha e
Velona ny Tomponay
..........
Voninahitra sy hery
Dera laza ho azy Irery
Fitiavan'ilay Jesoa soa e
No tsarohanay izao
Hosana haleloia
Hosana haleloia
He velona tokoa
'Lay Jesoa Tomponay
Ho ahy sy ho anao anie ny famonjeny (x2)
Raiso ho anao anie ny famonjeny
Tsy misy tiany ho very
Ho avotra avokoa
Hosana Haleloia! (Faly ee)
He velona tokoa (Maharavoravo oh oh)
Ny zanakin'ny Ray e
'Lay Jesoa Tomponay
Ankalazaina tononkira.serasera.org ny fandreseny
Deraina njtqh ny famonjeny
Hosana haleloia gloria
no hirainay MORIA ♥
He velona tokoa
Ny zanakin'ny Ray oshjoq e
'Lay Jesoa Tomponay
Fa phhkqgkx sambatra tokoa
Ny mino sy izay mankatoa
Ny fasany izao no nivoha e
Velona ny Tomponay
..........
Voninahitra sy hery
Dera laza ho azy Irery
Fitiavan'ilay Jesoa soa e
No tsarohanay izao
Hosana haleloia
Hosana haleloia
He velona tokoa
'Lay Jesoa Tomponay
Ho ahy sy ho anao anie ny famonjeny (x2)
Raiso ho anao anie ny famonjeny
Tsy misy tiany ho very
Ho avotra avokoa
Hosana Haleloia! (Faly ee)
He velona tokoa (Maharavoravo oh oh)
Ny zanakin'ny Ray e
'Lay Jesoa Tomponay
Ankalazaina tononkira.serasera.org ny fandreseny
Deraina njtqh ny famonjeny
Hosana haleloia gloria
no hirainay MORIA ♥
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 15/03/2026 16:31
