Hosana Haleloia (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hosana Haleloia!
He velona tokoa
Ny zanakin'ny Ray e
'Lay Jesoa Tomponay

Fa sambatra tokoa
Ny mino sy izay mankatoa
Ny fasan'izao no nivoha e
Velona ny Tomponay
..........
Voninahitra sy hery
Dera laza ho azy Irery
Fitiavan'ilay Jesoa soa e
No tsarohanay izao

Hosana haleloia
Hosana haleloia
He velona tokoa
'Lay Jesoa Tomponay

Ho ahy sy ho anao anie ny famonjeny x2
Raiso ho anao anie ny famonjeny
Tsy misy tiany ho very
Ho avotra avokoa

Hosana Haleloia! (Faly ee)
He velona tokoa (Maharavoravo oh oh)
Ny zanakin'ny Ray e
'Lay Jesoa Tomponay

Ankalazaina ny fandreseny
Deraina ny famonjeny
Hosana haleloia gloria
no hirainay Moria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 120
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 15/03/2026 16:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0884