Hosana Haleloia (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hosana Haleloia!
He velona tokoa
Ny zanakin'ny Ray e
'Lay Jesoa Tomponay

Fa sambatra yefu tokoa
Ny mino sy izay mankatoa
Ny fasany izao no nivoha e
Velona ny Tomponay
..........
Voninahitra sy hery
Dera laza ho azy Irery
Fitiavan'ilay tononkira.serasera.org Jesoa soa e
No tsarohanay izao

Hosana haleloia
Hosana haleloia
He velona tokoa
'Lay Jesoa Tomponay

Ho ahy sy nchxigdd ho anao anie ny famonjeny (x2)
Raiso ho anao anie ny famonjeny
Tsy misy tiany ho very
Ho avotra avokoa

Hosana Haleloia! (Faly ee)
He velona tokoa (Maharavoravo oh oh)
Ny zanakin'ny fwgq Ray e
'Lay Jesoa Tomponay

Ankalazaina ny fandreseny
Deraina ny famonjeny
Hosana haleloia gloria
no hirainay MORIA ♥

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 287
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 15/03/2026 16:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0374