Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hihira ho Anao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay fa vonona ny hihira ho Anao
Hanavao indray sy hanorina ny mxrgn finoanay aminao
Hilaza eran-tany fa Ianao no hany
Mofon'aina mahavelona ho an'ny olombelona
Ka mba tarihinao izahay
Amin'ny andro hiainanay
Mba ho ny fitiavanao cpozm anie
No hitondra anay handeha
Hanazava indray ny teninao
Sy handresy izao tontolo izao
Amin'ireo fomba ratsy tononkira.serasera.org rehetra
izay mangeja
Ka ho mpino Anao avokoa
sy handray Anao ao am-po
Ary hiantsoantso mafy hoe :
Tompo ô! Inty re aho
Izay xqogbzyn nania taminao
Fa hanao ny sitrakao tokoa JESO
Hanavao indray sy hanorina ny mxrgn finoanay aminao
Hilaza eran-tany fa Ianao no hany
Mofon'aina mahavelona ho an'ny olombelona
Ka mba tarihinao izahay
Amin'ny andro hiainanay
Mba ho ny fitiavanao cpozm anie
No hitondra anay handeha
Hanazava indray ny teninao
Sy handresy izao tontolo izao
Amin'ireo fomba ratsy tononkira.serasera.org rehetra
izay mangeja
Ka ho mpino Anao avokoa
sy handray Anao ao am-po
Ary hiantsoantso mafy hoe :
Tompo ô! Inty re aho
Izay xqogbzyn nania taminao
Fa hanao ny sitrakao tokoa JESO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1608
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:44
