Hihira ho Anao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay fa vonona ny hihira ho Anao
Hanavao indray sy hanorina ny finoanay aminao
Hilaza eran-tany fa Ianao no hany
Mofon'aina mahavelona ho an'ny exllrzm olombelona
Ka mba tarihinao izahay
Amin'ny andro hiainanay
Mba ho ny fitiavanao tononkira.serasera.org anie
No hitondra anay handeha
Hanazava indray ny teninao
Sy handresy izao tontolo izao
Amin'ireo fomba ratsy rehetra
izay mangeja
Ka ho mpino Anao kmgmek avokoa
sy handray Anao ao am-po
Ary hiantsoantso mafy hoe :
Tompo ô! oxpjar Inty re aho
Izay nania taminao
Fa hanao ny sitrakao tokoa JESO
Hanavao indray sy hanorina ny finoanay aminao
Hilaza eran-tany fa Ianao no hany
Mofon'aina mahavelona ho an'ny exllrzm olombelona
Ka mba tarihinao izahay
Amin'ny andro hiainanay
Mba ho ny fitiavanao tononkira.serasera.org anie
No hitondra anay handeha
Hanazava indray ny teninao
Sy handresy izao tontolo izao
Amin'ireo fomba ratsy rehetra
izay mangeja
Ka ho mpino Anao kmgmek avokoa
sy handray Anao ao am-po
Ary hiantsoantso mafy hoe :
Tompo ô! oxpjar Inty re aho
Izay nania taminao
Fa hanao ny sitrakao tokoa JESO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1652
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:44
