Hihira ho Anao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fpwaz Indreto izahay fa vonona ny hihira ho Anao
Hanavao indray sy hanorina ny finoanay aminao
Hilaza eran-tany fa Ianao no hany
Mofon'aina mahavelona ho an'ny olombelona

Ka mba tarihinao izahay
Amin'ny andro hiainanay
Mba ho ny fitiavanao anie
No hitondra anay handeha

Hanazava indray ny teninao
Sy handresy izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Amin'ireo fomba ratsy rehetra
izay mangeja
Ka ho zaxrrmb mpino Anao avokoa
sy handray Anao ao am-po
Ary hiantsoantso mafy hoe : dvefb

Tompo ô! Inty re aho
Izay nania taminao
Fa hanao ny sitrakao tokoa JESO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425