Hidera Anao Mpanjaka (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha owdshx ankalaza ny avo indrindra
Jehovah Tompo tononkira.serasera.org mpamonjy antsika
Ny ggeoq teniny dia tanteraka
Hosana ho an'ny mpanjaka

Ny tany sy ny lanitra
Dia samy mihoby hoe
Haleloia, Hosana
Ho an'ny mpanjaka

Indro midina sy miaina toy ny olon-drehetra
Olombelona manao ny asa atao rehetra
Be no mihevitra fa amim-boninahitra
No hiaviny

Tsia ekgb ...
Tsy izany ny fikasany
Tsy izany ny fikasany

Ry be voninahitra, asandratro Ianao
Tompo mpamonjiko
Sady be indrafo

Hihira aho, hidera aho
Hihira aho, hidera aho
Hihira ho Anao
HIDERA ANAO MPANJAKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 26/10/2025 04:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393