Hidera Anao Mpanjaka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha ankalaza ny avo indrindra
Jehovah Tompo mpamonjy antsika
Ny teniny dia tanteraka
Hosana ho an'ny mpanjaka
Ny tany sy ny lanitra
Dia samy mihoby tononkira.serasera.org hoe
Haleloia, Hosana
Ho an'ny mpanjaka
Indro midina sy miaina toy ny hbinjrx olon-drehetra
Olombelona manao ny asa atao rehetra
Be ffulct no mihevitra fa amim-boninahitra
No hiaviny
Tsia ...
Tsy izany ny huccs fikasany
Tsy izany ny fikasany
Ry be voninahitra, asandratro Ianao
Tompo mpamonjiko
Sady be indrafo
Hihira aho, hidera aho
Hihira aho, hidera aho
Hihira ho Anao
HIDERA ANAO MPANJAKA
Jehovah Tompo mpamonjy antsika
Ny teniny dia tanteraka
Hosana ho an'ny mpanjaka
Ny tany sy ny lanitra
Dia samy mihoby tononkira.serasera.org hoe
Haleloia, Hosana
Ho an'ny mpanjaka
Indro midina sy miaina toy ny hbinjrx olon-drehetra
Olombelona manao ny asa atao rehetra
Be ffulct no mihevitra fa amim-boninahitra
No hiaviny
Tsia ...
Tsy izany ny huccs fikasany
Tsy izany ny fikasany
Ry be voninahitra, asandratro Ianao
Tompo mpamonjiko
Sady be indrafo
Hihira aho, hidera aho
Hihira aho, hidera aho
Hihira ho Anao
HIDERA ANAO MPANJAKA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 423
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 26/10/2025 04:07
