He tonga (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tonga ghjqcl ankehitrio ny andro(Noely) soa tokoa
Mba ho ahy sy ho anao, izao tontolo izao
Izay nampanantena ilay famonjena
Koa raiso tononkira.serasera.org ao am-po fa zava-tsoa
Koa mifalia raha sendra ny manjo
F'izy no efa sahy namoy ny ainy ho anao
Ny otanao rehetra, ho efainy tsisy fetra
Ka lddsipx hadio tsy hisy tsiny kceji amin-dRay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 750
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 17/12/2022 10:50