He tonga (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tonga ankehitrio ny andro(Noely) soa tokoa
Mba ho ahy yktprpey sy ho anao, izao tontolo izao
Izay nampanantena ilay famonjena
Koa raiso qgad ao am-po tononkira.serasera.org fa zava-tsoa

Koa mifalia raha sendra ny manjo
F'izy no efa sahy namoy ny ainy ho anao
Ny otanao rehetra, ho efainy tsisy fetra
Ka hadio tsy fpuy hisy tsiny amin-dRay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 749
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 17/12/2022 10:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1064