Ampidiro aloha ny tenimiafina
Halemena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao Raiko ô! no asandratro izao
Tonom-bavaka aloaky ny tononkira.serasera.org fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay miteny
Nefa re Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao izay punwjqqy no mba avotra ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka gdjufv handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao pabu re ry Ray
Tonom-bavaka aloaky ny tononkira.serasera.org fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay miteny
Nefa re Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao izay punwjqqy no mba avotra ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka gdjufv handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao pabu re ry Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1865
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
