Halemena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao Raiko ô! no asandratro izao
Tonom-bavaka aloaky ny fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! vveok no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay ziomb miteny
Nefa re Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao izay no mba avotra ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka tononkira.serasera.org handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao yzkxmsjl re ry Ray
Tonom-bavaka aloaky ny fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! vveok no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay ziomb miteny
Nefa re Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao izay no mba avotra ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka tononkira.serasera.org handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao yzkxmsjl re ry Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1784
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
