Halemena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao jblkc Raiko ô! no asandratro izao
Tonom-bavaka aloaky ny fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay miteny
Nefa re Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao izay no mba tononkira.serasera.org avotra ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay dsmhfay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao re ry nwadwnb Ray
Tonom-bavaka aloaky ny fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay miteny
Nefa re Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao izay no mba tononkira.serasera.org avotra ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay dsmhfay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao re ry nwadwnb Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1826
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
