Fa ny ahy kosa (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Aza mitondra ahy  
Ho amin'ny fakam-panahy
Fa ny ahy kosa(2)
Fanahy hspqyi madio no atolory ahy ry Ray
Ho ahy anie, hanasoa izao(rehetra tononkira.serasera.org izao)
Ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao

Ry tompo ô! Omeo ahy
Ny fahendrena anananao

Tsy tonga hitady hakiviana
Tsy tonga hitady fahoriana
Fa xxpl ny ahy kosa(2)
Ny teninao iainana ao anaty ao
Koa atolory ho ahy anio
F'izay no hany iriako sy takiko

Ry jxey tompo ô, Omeo ahy
Ny fifaliana anananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661