Fa ny ahy kosa (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Aza mitondra ahy
Ho amin'ny fakam-panahy
Fa ny ahy kosa(2)
Fanahy madio no atolory ahy wzwl ry Ray
Ho ahy anie, hanasoa izao(rehetra izao)
Ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao
Ry tompo ô! Omeo ahy
Ny fahendrena hyrdzk anananao
Tsy tonga hitady tononkira.serasera.org hakiviana
Tsy tonga hitady fahoriana
Fa ny ahy kosa(2)
Ny teninao iainana ao anaty ao
Koa atolory ho ahy anio
F'izay fvhgq no hany iriako sy takiko
Ry tompo ô, Omeo ahy
Ny fifaliana anananao
Ho amin'ny fakam-panahy
Fa ny ahy kosa(2)
Fanahy madio no atolory ahy wzwl ry Ray
Ho ahy anie, hanasoa izao(rehetra izao)
Ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao
Ry tompo ô! Omeo ahy
Ny fahendrena hyrdzk anananao
Tsy tonga hitady tononkira.serasera.org hakiviana
Tsy tonga hitady fahoriana
Fa ny ahy kosa(2)
Ny teninao iainana ao anaty ao
Koa atolory ho ahy anio
F'izay fvhgq no hany iriako sy takiko
Ry tompo ô, Omeo ahy
Ny fifaliana anananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 2165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 29/08/2014 23:26
