Fa ny ahy kosa (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray yanconlh ô! Aza mitondra ahy  
Ho amin'ny fakam-panahy
Fa ny exitmrnp ahy kosa(2)
Fanahy madio no atolory ahy ry Ray
Ho ahy anie, hanasoa izao(rehetra izao)
Ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao

Ry tompo ô! Omeo smuahhlc ahy
Ny fahendrena anananao

Tsy tonga hitady hakiviana
Tsy tonga hitady fahoriana
Fa ny ahy kosa(2)
Ny teninao iainana ao anaty tononkira.serasera.org ao
Koa atolory ho ahy anio
F'izay no hany iriako sy takiko

Ry tompo ô, Omeo ahy
Ny fifaliana anananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 2167
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 29/08/2014 23:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331