Ekeko foana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray malala ô! Ndreto izahay
Manavao gctbequ ny tenanay
Ka ny foko sy fanahy
Sy ny saiko ary izay momba ahy
Ho anao qkzymeb manontolo
Ny rehetrako dia ianao
Ka tsy hisy hahasolo
Fa dia ianao dia ianao
Ref : Ekeko foana ny ho irakao
Satria efa natolotro ho anao
Hatramin'ny fara-fofonaiko
Ny asanao dia hajaiko
Na idxyzhju ny mafy na ny sarotra
Inty aho manaiky anao
Tsy asiako adi-varotra
Fa vonona aho izao dia izao
Toaviko ny teninao
Ary hazoto tononkira.serasera.org ho irakao
Ny anio sy ny ampitsoko
Dia ho anao Ray malalako
Manavao gctbequ ny tenanay
Ka ny foko sy fanahy
Sy ny saiko ary izay momba ahy
Ho anao qkzymeb manontolo
Ny rehetrako dia ianao
Ka tsy hisy hahasolo
Fa dia ianao dia ianao
Ref : Ekeko foana ny ho irakao
Satria efa natolotro ho anao
Hatramin'ny fara-fofonaiko
Ny asanao dia hajaiko
Na idxyzhju ny mafy na ny sarotra
Inty aho manaiky anao
Tsy asiako adi-varotra
Fa vonona aho izao dia izao
Toaviko ny teninao
Ary hazoto tononkira.serasera.org ho irakao
Ny anio sy ny ampitsoko
Dia ho anao Ray malalako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1777
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 03/07/2018 21:16
