Ekeko foana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray malala ô! Ndreto izahay
Manavao ny tenanay
Ka ny foko sy onodl fanahy
Sy ny saiko ary izay momba ahy
Ho anao manontolo
Ny rehetrako dia bdsxir ianao
Ka tsy tononkira.serasera.org hisy hahasolo
Fa dia ianao dia ianao
Ref : Ekeko foana ny ho irakao
Satria efa natolotro ho anao
Hatramin'ny fara-fofonaiko
Ny asanao dia hajaiko
Na ldfjejv ny mafy na ny sarotra
Inty aho manaiky anao
Tsy asiako adi-varotra
Fa vonona aho izao dia izao
Toaviko ny teninao
Ary hazoto ho irakao
Ny anio sy ny ampitsoko
Dia ho anao Ray malalako
Manavao ny tenanay
Ka ny foko sy onodl fanahy
Sy ny saiko ary izay momba ahy
Ho anao manontolo
Ny rehetrako dia bdsxir ianao
Ka tsy tononkira.serasera.org hisy hahasolo
Fa dia ianao dia ianao
Ref : Ekeko foana ny ho irakao
Satria efa natolotro ho anao
Hatramin'ny fara-fofonaiko
Ny asanao dia hajaiko
Na ldfjejv ny mafy na ny sarotra
Inty aho manaiky anao
Tsy asiako adi-varotra
Fa vonona aho izao dia izao
Toaviko ny teninao
Ary hazoto ho irakao
Ny anio sy ny ampitsoko
Dia ho anao Ray malalako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1779
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrytianarajoelison
Date : 03/07/2018 21:16
