Ekeko foana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray malala ô! Ndreto izahay
Manavao ny tenanay
Ka zekhht ny foko sy tononkira.serasera.org fanahy
Sy ny saiko ary izay momba ahy
Ho anao manontolo
Ny rehetrako dia ianao
Ka tsy hisy hahasolo
Fa dia ianao dia ianao
Ref : Ekeko foana ny ho irakao
Satria efa natolotro ho anao
Hatramin'ny fara-fofonaiko
Ny asanao dia hajaiko
Na ny mafy na ny sarotra
Inty aho daccxen manaiky anao
Tsy asiako xzgxifr adi-varotra
Fa vonona aho izao dia izao
Toaviko ny teninao
Ary hazoto ho irakao
Ny anio sy ny ampitsoko
Dia ho anao Ray malalako
Manavao ny tenanay
Ka zekhht ny foko sy tononkira.serasera.org fanahy
Sy ny saiko ary izay momba ahy
Ho anao manontolo
Ny rehetrako dia ianao
Ka tsy hisy hahasolo
Fa dia ianao dia ianao
Ref : Ekeko foana ny ho irakao
Satria efa natolotro ho anao
Hatramin'ny fara-fofonaiko
Ny asanao dia hajaiko
Na ny mafy na ny sarotra
Inty aho daccxen manaiky anao
Tsy asiako xzgxifr adi-varotra
Fa vonona aho izao dia izao
Toaviko ny teninao
Ary hazoto ho irakao
Ny anio sy ny ampitsoko
Dia ho anao Ray malalako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1720
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 03/07/2018 21:16
