Efa voadio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nisolo voina ahy no niaretanao
Ianao tena fanahy no noheloina
Voalatsa sy voaeso anefa tsy namaly
Ny vahaolanao dia mifona ho azy
Tsy tonga ho an'ny marina no nidinanao
Fa qphr ondry very anarina ho ao am-balanao
Ianao tsy qkcpplnx noterena fa nanana finiavana
Ianao nanetri-tena am-pitiavana
Ref:Efa voadio noho ny rà nalatsaka aho
'Lay Jeso tia namonjy ahy ara-panahy
F'izy no fahazavana mitarika ahy amin'izay atao
Hery sy ampinga azo antoka hatramin'izao
2-Mifona aho ry Tompo ô noho ny ditrako
Ny hazo fijalianao no nampiova fo
Na tononkira.serasera.org dia hwldrzqi tsy mendrika aza, Ianao tsy mba manavaka
Ny rà nalatsakao no avotra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 949
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 26/07/2022 17:13