Efa voadio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nisolo voina ahy no niaretanao
Ianao tena fanahy no noheloina
Voalatsa sy voaeso anefa tsy tononkira.serasera.org namaly
Ny vahaolanao dia mifona ho azy
Tsy tonga zqofynou ho an'ny marina no nidinanao
Fa ondry very anarina ho ao am-balanao
Ianao tleqzn tsy noterena fa nanana finiavana
Ianao nanetri-tena am-pitiavana
Ref:Efa voadio noho ny rà nalatsaka aho
'Lay Jeso tia namonjy ahy ara-panahy
F'izy no fahazavana mitarika ahy amin'izay atao
Hery eoixjosh sy ampinga azo antoka hatramin'izao
2-Mifona aho ry Tompo ô noho ny ditrako
Ny hazo fijalianao no nampiova fo
Na dia tsy mendrika aza, Ianao tsy mba manavaka
Ny rà nalatsakao no avotra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 982
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrytianarajoelison
Date : 26/07/2022 17:13